FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao ianao any, dia hahita azy+ tokoa, satria hitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+

  • Deoteronomia 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ary miverina amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao ka mihaino ny feony araka izay rehetra andidiako anao anio, eny, ianao sy ny zanakao, sady manao izany amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+

  • 1 Mpanjaka 8:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 ary miverina aminao amin’ny fony manontolo+ sy ny heriny manontolo* izy, any amin’ny tanin’ny fahavalony izay nitondra azy ho babo, ary mivavaka aminao manandrify ny taniny izay nomenao ny razany, eny, ny tanàna nofidinao ary ny trano naoriko ho an’ny anaranao,+

  • Jeremia 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara