Jeremia 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+ Ezekiela 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’” Ezekiela 34:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+
6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+
26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’”
25 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ary hataoko tsy misy bibidia masiaka intsony ao amin’ilay tany,+ ka honina tsy amin’ahiahy any an-tany efitra izy ireo, ary hatory any an’ala.+