FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary maro tamin’ny mpisorona+ sy ny Levita ary ny lohan’ireo fianakaviambe,+ izany hoe ireo lahiantitra izay nahita ilay trano taloha,+ no nidradradradra nitomany+ rehefa nanatri-maso ny nandatsahana ny fototr’ilay+ trano. Nisy maro hafa koa anefa nanandra-peo nanao horakora-pifaliana.+

  • Zakaria 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy lehilahy sy vehivavy zokiolona hipetrapetraka eny an-tany malalaka ao Jerosalema.+ Samy hitana tehina+ izy ireo satria efa ela niainana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara