FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.

  • Eksodosy 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 I Jehovah dia mpiady mahery.+ Jehovah no anarany.+

  • Jeremia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+

  • Amosa 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ilay Mpanao ny antokon-kintana Kimaha+ sy ny antokon-kintana Kesila,+ Ilay manova ny haizim-pito+ ho maraina, Ilay manao ny andro ho maizina toy ny alina,+ Ilay miantso ny ranon’ny ranomasina mba handrarahana azy eto ambonin’ny tany,+ dia Jehovah no anarany.+

  • Amosa 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Ilay manao ny tohatra mankany an-danitra,+ sy ny rafitra mitatao eo ambonin’ilay tany izay naoriny,+ Ilay miantso ny ranon’ny ranomasina+ mba handrarahany azy eto ambonin’ny tany,+ dia Jehovah no anarany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara