3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny fanaonareo, dia hataoko monina eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+
11 “Koa mba lazao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Mikasa hahatonga loza aminareo aho ary mieritreritra ny hanasazy anareo.+ Koa samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo ianareo e, ka ahitsio ny lalanareo sy ny fanaonareo.”’”+