FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ampandreneso an’ireo firenena izany. Ambarao izany loza hanjo an’i Jerosalema izany.”

      “Hisy mpitily ho tonga avy any an-tany lavitra.+ Hihorakoraka hamely ny tanànan’i Joda ireny.

  • Jeremia 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Fa nanao izay ratsy teo imasoko efa hatramin’ny fahazazany ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+ Ary mbola mampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany ihany ny taranak’i Israely’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara