FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Ohabolana 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izay efa nanarina imbetsaka+ nefa manamafy hatoka+ dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fanafany intsony.+

  • Jeremia 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hataoko tonga amin’ity tanàna ity sy amin’ny tanàna rehetra miankina aminy ny loza rehetra nolazaiko hamelezana azy, satria nanamafy hatoka izy ireo ka tsy nankatò ny teniko.’”+

  • Jeremia 35:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hataoko amin’ny Joda sy ny mponina rehetra eto Jerosalema ny loza rehetra nolazaiko hamelezana azy,+ satria efa niteny azy ireo aho nefa tsy nihaino izy ireo, ary niantso azy foana aho nefa tsy namaly izy ireo.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara