Ohabolana 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+ Isaia 65:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hatolotro ho amin’ny sabatra ianareo,+ ka hiankohoka hovonoina ianareo rehetra.+ Niantso aho+ mantsy, fa tsy namaly ianareo. Niteny aho, fa tsy nihaino ianareo.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana ianareo,+ ary ny zavatra tsy sitrako no nofidinareo.”+ Isaia 66:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izaho kosa hifidy fomba hampijaliana azy ireo,+ ary hataoko mihatra aminy ny zavatra atahorany.+ Niantso aho mantsy nefa tsy nisy namaly, ary niteny aho nefa tsy nisy nihaino.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana izy ireo, ary ny zavatra tsy sitrako no nofidiny.”+ Jeremia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+ Jeremia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 sy tsy mihaino ny tenin’ny mpaminany mpanompoko izay nirahiko ho any aminareo, ary nifoha maraina mihitsy aza aho mba haniraka azy ireny, nefa tsy nihaino ianareo,+ Jeremia 32:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nomeny lamosina foana aho, fa tsy natrehiny.+ Tsy nisy nihaino na nandray anatra izy ireo, na dia nampianatra azy aza aho, ary nifoha maraina mihitsy mba hampianatra azy.+
24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+
12 Dia hatolotro ho amin’ny sabatra ianareo,+ ka hiankohoka hovonoina ianareo rehetra.+ Niantso aho+ mantsy, fa tsy namaly ianareo. Niteny aho, fa tsy nihaino ianareo.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana ianareo,+ ary ny zavatra tsy sitrako no nofidinareo.”+
4 Izaho kosa hifidy fomba hampijaliana azy ireo,+ ary hataoko mihatra aminy ny zavatra atahorany.+ Niantso aho mantsy nefa tsy nisy namaly, ary niteny aho nefa tsy nisy nihaino.+ Nanao izay ratsy teo imasoko foana izy ireo, ary ny zavatra tsy sitrako no nofidiny.”+
13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+
5 sy tsy mihaino ny tenin’ny mpaminany mpanompoko izay nirahiko ho any aminareo, ary nifoha maraina mihitsy aza aho mba haniraka azy ireny, nefa tsy nihaino ianareo,+
33 Nomeny lamosina foana aho, fa tsy natrehiny.+ Tsy nisy nihaino na nandray anatra izy ireo, na dia nampianatra azy aza aho, ary nifoha maraina mihitsy mba hampianatra azy.+