FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy!+ Fa voaroba ilay seranana ka tsy misy intsony, sady tsy azo idirana intsony.+ Efa tany Kitima+ izy ireo no nilazana izany.

  • Jeremia 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 sy ny mpanjaka rehetran’i Tyro+ sy ny mpanjaka rehetran’i Sidona+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy eny ampitan’ny ranomasina;

  • Ezekiela 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, noho ny nilazan’i Tyro+ momba an’i Jerosalema+ hoe: ‘Tsara ho azy izay! Rava izy!+ Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako amin’izay izao ka hanam-be aho, satria efa rava izy’,+

  • Joela 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+

  • Amosa 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Tyro+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanolotra ny babo rehetra teo an-tanan’i Edoma, sady tsy nahatsiaro ny fifaneken’ny mpirahalahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara