Nomery 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita. Isaia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Misikina lamba gony+ izy ireo eny an-dalana. Midradradradra sy mitomany eny an-tampon-trano+ sy eny an-tany malalaka ny olona rehetra ao, ary mitomany+ eny am-pidinana izy ireo.
29 Lozanao, ry Moaba! Ho ripaka ianao, ry olon’i Kemosy!+Hafoiny ny zanany lahy ka lasa mpandositra, ary ny zanany vavy ho babon’i Sihona mpanjakan’ny Amorita.
3 Misikina lamba gony+ izy ireo eny an-dalana. Midradradradra sy mitomany eny an-tampon-trano+ sy eny an-tany malalaka ny olona rehetra ao, ary mitomany+ eny am-pidinana izy ireo.