FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy hovonoina izany afo izany na andro na alina, ary hiakatra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny setroka avy aminy.+ Ho lasa karakaina hatramin’ny taranaka fara mandimby izy,+ ary tsy hisy olona handalo intsony eo aminy mandrakizay mandrakizay.+

  • Jeremia 49:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Dia ho lasa fonenan’ny alikadia+ i Hazora,+ ary ho aolo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Tsy hisy honina intsony ao, ary tsy hisy zanak’olombelona hivahiny ao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara