FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama+ sy Asyra+ sy Arpaksada+ sy Loda ary Arama.

  • Isaia 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+

  • Jeremia 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 sy ny mpanjaka rehetran’i Zimry sy ny mpanjaka rehetran’i Elama+ ary ny mpanjaka rehetran’ny Medianina;+

  • Ezekiela 32:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Manodidina ny fasany i Elama+ sy ny mponina rehetra ao. Voavono sy lavon-tsabatra daholo ireo, ka nidina tsy mifora any ambanin’ny tany, rehefa avy nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona. Ho afa-baraka miaraka amin’ireo midina any an-davaka izy ireo.+

  • Daniela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nanomboka nijery an’izay naseho tao amin’ilay fahitana aho. Koa raha mbola nijery aho, dia hitako fa tao an-dapan’i Sosana,+ any amin’ny faritanin’i Elama,+ no nisy ahy. Eny, nijery an’izay naseho tao amin’ilay fahitana aho. Ary teo amoron’ny reniranon’i Olay+ aho, tamin’izay.

  • Asan’ny Apostoly 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Isika anefa Partianina sy Medianina+ ary Elamita,+ sy mponin’i Mezopotamia, Jodia,+ Kapadokia,+ Ponto+ sy ny faritr’i Azia,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara