Jeremia 51:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hitodika manokana amin’i Bela+ any Babylona aho, ka hasaiko haloan’ny vavany izay efa nateliny.+ Ary tsy hisy firenena hitanjozotra hankany intsony.+ Hirodana koa ny mandan’i Babylona.+ Fitomaniana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+
44 Hitodika manokana amin’i Bela+ any Babylona aho, ka hasaiko haloan’ny vavany izay efa nateliny.+ Ary tsy hisy firenena hitanjozotra hankany intsony.+ Hirodana koa ny mandan’i Babylona.+
16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+