FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nentin’i Nebokadnezara+ tany Babylona ny fitaovana+ sasany tao an-tranon’i Jehovah, ka nataony tao an-dapany tany Babylona.+

  • Ezra 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+

  • Jeremia 51:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Lanin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona aho.+ Nampisahotaka ahy izy. Nataony toy ny vilany tsy misy na inona na inona tavela aho. Toy ny bibilava ngezabe nitelina ahy izy,+ ka ny zava-mahafinaritra nananako no namenoany ny kibony. Nokobaniny aho ka nesoriny tsy ho eo amin’ny taniko.

  • Daniela 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’ny farany, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanan’i Nebokadnezara i Joiakima mpanjakan’ny Joda,+ sy ny fitaovana+ sasany tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra. Ary nentin’i Nebokadnezara tany Sinara,+ ho ao an-tranon’andriamaniny ireny, ka nataony tao amin’ny fitehirizan-karenan’ny andriamaniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara