Isaia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Misaona ny divay vaovao, malazo ny voaloboka,+ ary misento daholo ireo olona falifaly am-po.+ Joela 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Noho ny nataony dia nanjary nigagan’ny olona ny voaloboko,+ ary ny aviaviko kosa lasa fotony sisa.+ Nariany ireny rehefa avy nesoriny ny hodiny.+ Niova ho fotsy ny sampany.
7 Noho ny nataony dia nanjary nigagan’ny olona ny voaloboko,+ ary ny aviaviko kosa lasa fotony sisa.+ Nariany ireny rehefa avy nesoriny ny hodiny.+ Niova ho fotsy ny sampany.