FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hamotala,+ zanak’i Jeremia avy any Libna.

  • 2 Tantara 36:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+

  • Jeremia 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izao no tenin’i+ Jehovah tonga tamin’i Jeremia rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka hankany aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe:

  • Jeremia 39:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Voagorobaka ny mandan’ilay tanàna+ tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo nanjakan’i Zedekia.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara