9 Aoka ianareo hidanàka sy ho gaga.+ Aoka ho jamba ianareo ka tsy hahita.+ Nanjary mamo+ izy ireo nefa tsy noho ny divay, ary mivembena nefa tsy noho ny toaka.+
6 Dia nohitsakitsahiko tao anatin’ny fahatezerako ny olona ka nataoko mamon’ny fahavinirako,+ ary nataoko nandriaka tamin’ny tany ny rany nifantsitsitra.”+
27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa ka aoka ianareo ho mamo sy handoa ary hianjera ka tsy ho tafatsangana intsony,+ noho ny sabatra alefako eo aminareo.”’+