FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Misaona ny divay vaovao, malazo ny voaloboka,+ ary misento daholo ireo olona falifaly am-po.+

  • Jeremia 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hatsahatro ao amin’ireo tanànan’i Joda sy eny an-dalamben’i Jerosalema ny feon’olona mifaly sy miravoravo, ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina.+ Fa ho rava tanteraka ilay tany.’”+

  • Jeremia 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hofoanako tsy hisy eo amin’izy ireo ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina,+ ny feon’ny vato fikosoham-bary,*+ ary ny hazavan’ny jiro.+

  • Ezekiela 26:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Hatsahatro hatreo ny tabataban’ny hiranao,+ ary tsy ho re intsony ny feon’ny harpa fandre ao aminao.+

  • Hosea 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hatsahatro daholo ny fotoam-pifaliany:+ Ny fetiny,+ ny tsinam-bolany,+ ny sabatany, eny, ny fotoanan’ny fetiny rehetra.

  • Apokalypsy 18:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ary tsy hisy fahazavan’ny jiro intsony hamirapiratra ao aminao, ary tsy hisy feon’ny mpampakatra na ny ampakarina ho re ao aminao intsony,+ satria manam-pahefana ambony+ teny ambonin’ny tany ny mpivaro-mandehanao,+ ary voafitaky ny filalaovanao ody+ ny firenena rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara