Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Isaia 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa andron’i Jehovah Tompon’ny tafika+ izany, ka tonga amin’izay manandra-tena sy miandranandrana, sy amin’ny olona ambony sy ny olona ambany,+ Ezekiela 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fahendrena be anananao+ sy ny entam-barotrao+ no nahafahanao nampitombo be ny harenanao,+ ka nirehareha ny fonao noho izany harenanao izany.”’+
12 Fa andron’i Jehovah Tompon’ny tafika+ izany, ka tonga amin’izay manandra-tena sy miandranandrana, sy amin’ny olona ambony sy ny olona ambany,+
5 Ny fahendrena be anananao+ sy ny entam-barotrao+ no nahafahanao nampitombo be ny harenanao,+ ka nirehareha ny fonao noho izany harenanao izany.”’+