Isaia 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hamely an’i Ejipta i Jehovah,+ eny, hamely nefa koa hanasitrana.+ Dia hiverina amin’i Jehovah izy ireo.+ Koa hihaino ny fitalahoany Izy ary hanasitrana azy.+ Jeremia 46:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah.
22 Ary hamely an’i Ejipta i Jehovah,+ eny, hamely nefa koa hanasitrana.+ Dia hiverina amin’i Jehovah izy ireo.+ Koa hihaino ny fitalahoany Izy ary hanasitrana azy.+
26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah.