6 Ary havela ho an’ny vorona mpihaza eny an-tendrombohitra, sy ho an’ny bibidia etỳ an-tany izy rehetra.+ Mandritra ny fahavaratra dia ho eny amin’ireny ny vorona mpihaza, ary mandritra ny fotoam-piotazana dia ho eny koa ny bibidia etỳ an-tany.+
5 Hariako any an-tany efitra ianao, sy ny trondro rehetra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Hitsitra eny an-tsaha ianao+ ka tsy hangonina na hovorina. Homeko ho sakafon’ny bibidia sy ny voro-manidina ianao.+