9 Ho voarakotra ny fahadisoan’i Jakoba+ rehefa hataony toy ny vatosokay nopotipotehina ny vato rehetran’ny alitara, ka tsy hisy hitsangana intsony ny tsato-kazo masina+ sy ny fandoroana emboka manitra.+ Izany daholo no ho vokany rehefa manaisotra ny fahotany izy.+