FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka.+

      Teo koa izahay no nitomany rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+

  • Ezekiela 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nankany Tela-abiba aho, tany amin’ireo olona natao sesitany, izay nonina+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Ary nonina teo amin’izay nonenan’izy ireo aho. Dia nipetraka tany fito andro aho, ary tsy nahateny tsy nahavolana teo anivon’izy ireo aho.+

  • Ezekiela 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary niakatra ireo kerobima.+ Zavamananaina efa hitako teo amoron’ny reniranon’i Kebara+ ihany ireo.

  • Ezekiela 43:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoatran’ilay fahitana efa hitako izany,+ eny, hoatran’ilay fahitana hitako tamin’izaho tonga handrava+ an’ilay tanàna. Ary nahita fahitana hoatran’ilay efa hitako teo amoron’ny reniranon’i Kebara+ aho, ka niankohoka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara