Ezekiela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io. Ezekiela 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoatran’ilay fahitana efa hitako izany,+ eny, hoatran’ilay fahitana hitako tamin’izaho tonga handrava+ an’ilay tanàna. Ary nahita fahitana hoatran’ilay efa hitako teo amoron’ny reniranon’i Kebara+ aho, ka niankohoka.
3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io.
3 Hoatran’ilay fahitana efa hitako izany,+ eny, hoatran’ilay fahitana hitako tamin’izaho tonga handrava+ an’ilay tanàna. Ary nahita fahitana hoatran’ilay efa hitako teo amoron’ny reniranon’i Kebara+ aho, ka niankohoka.