FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mbola hahazaka ve ny fonao,+ ary hanome hery anao ve ny tananao amin’ny andro hamelezako anao?+ Izaho Jehovah no miteny izany, ka hanao zavatra tokoa aho.+

  • Ezekiela 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izaho Jehovah no miteny,+ ka ho tonga tokoa izany+ ary tena hanao zavatra aho. Tsy hanao tsirambina an’izany aho,+ ary tsy hiantra+ na hanenina.+ Hotsarain’izy ireo araka izay nataonao sy ny zava-dratsy vitanao ianao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara