FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Tena manenina aho+ noho ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, satria tsy nanaraka+ ahy intsony izy, sady tsy nanatanteraka ny teniko.”+ Ary nampahory an’i Samoela izany,+ ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah izy ny alina manontolo.+

  • 1 Mpanjaka 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa antitra i Solomona,+ dia voatarik’ireny+ vadiny ireny hanaraka andriamani-kafa+ ny fony. Ary tsy nifikitra tanteraka+ tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida rainy.

  • Ezekiela 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Koa izao lazaina amin’ny zanaky ny firenenao, ry zanak’olona: ‘Tsy hahavonjy ny olo-marina ny fahamarinany amin’ny andro hikomiany.+ Ary ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa tsy hahavoa azy amin’ny andro hialany amin’ny faharatsiany.+ Ary tsy hahavelona ny olo-marina ny fahamarinany amin’ny andro hanotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara