Isaia 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa maina ireo rantsana kely any, dia vehivavy no ho tonga hanapaka sy handrehitra an’ireny.+ Fa tsy mba mahira-tsaina ilay vahoaka.+ Koa tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy, ary tsy hiantra azy ny Mpamolavola azy.+ 1 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy firenena ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ankehitriny.+ Tsy namindrana fo ianareo, fa amindrana fo kosa ankehitriny.+
11 Rehefa maina ireo rantsana kely any, dia vehivavy no ho tonga hanapaka sy handrehitra an’ireny.+ Fa tsy mba mahira-tsaina ilay vahoaka.+ Koa tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy, ary tsy hiantra azy ny Mpamolavola azy.+
10 Tsy firenena ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ankehitriny.+ Tsy namindrana fo ianareo, fa amindrana fo kosa ankehitriny.+