FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nalain’ny mponin’i+ Joda rehetra i Ozia,+ izay enina ambin’ny folo taona, ka nataony+ mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+

  • Isaia 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+

  • Hosea 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara