Asan’ny Apostoly 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy izy: ‘Andriamanitry ny razantsika+ efa nifidy anao+ mba hahalalanao ny sitrapony sy hahitanao+ an’Ilay marina+ ary handrenesanao ny feo naloaky ny vavany,+
14 Dia hoy izy: ‘Andriamanitry ny razantsika+ efa nifidy anao+ mba hahalalanao ny sitrapony sy hahitanao+ an’Ilay marina+ ary handrenesanao ny feo naloaky ny vavany,+