FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w11 15/3 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
w11 15/3 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Martsa 2011

Gazety Fianarana

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

2-8 Mey 2011

Raiso ny Fanahin’Andriamanitra fa Aza Mandray ny Fanahin’izao Tontolo Izao

PEJY 8

HIRA: 60, 71

9-15 Mey 2011

Matokia An’i Jehovah fa efa Akaiky ny Farany

PEJY 12

HIRA: 125, 48

16-22 Mey 2011

Aoka Ianao ho Vonona!

PEJY 24

HIRA: 54, 135

23-29 Mey 2011

Aoka Ianao Hifoha Hatrany toa An’i Jeremia

PEJY 28

HIRA: 65, 43

Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana

LAHATSORATRA FIANARANA 1 PEJY 8-12

Koa satria tarihin’ny fanahin’izao tontolo izao ny olona manodidina antsika, azontsika atao ve ny hiavaka amin’izy ireo? Ho hitantsika ato hoe inona no mety ho vokatry ny fanahin’izao tontolo izao eo amintsika, ary ahoana no hanahafantsika an’i Jesosy, ilay nandray ny fanahin’Andriamanitra.

LAHATSORATRA FIANARANA 2 PEJY 12-16

Inona no dikan’ny hoe matoky an’i Jehovah? Ho hitantsika ato fa tsy midika fotsiny izy io hoe mino ny fampanantenany tontolo vaovao. Mila manaiky tanteraka ny lalany sy ny fitsipiny koa isika, ary manalavitra ny fanaon’izao tontolo izao.

LAHATSORATRA FIANARANA 3, 4 PEJY 24-32

Nahita ny fahatanterahan’ny fampanantenan’Andriamanitra i Noa sy ny fianakaviany, Mosesy, ary Jeremia, noho izy ireo vonona foana hanao ny asa nanendrena azy. Ahoana no nataon’izy ireo mba ho vonona foana? Inona no ianarantsika avy amin’izy ireo? Izany no hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 Aza Mamita-tena Amin’ny Hevi-diso

6 Fanontanian’ny Mpamaky

17 Manana Antony Hifaliana Isika!

20 Aza Manary An’ireo Mpiray Finoana Aminao

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara