Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
4-10 FEBROARY
Ahoana no hahafahantsika mampitombo fotoana ho amin’ny asa fitoriana
1. Isan-kerinandro?
2. Amin’ireo faran’ny herinandro?
3. Mandritra ny volana manontolo?
11-17 FEBROARY
Rehefa manolotra ireo boky
1. Hevi-dehibe hentitra inona no hampiasainao?
2. Sary inona no azonao ampiasaina?
18-24 FEBROARY
Fanambarana tsy ara-potoana
1. Amin’ny fotoana toy inona no azo atao izany?
2. Ahoana no mety hampandaitra azy io?
3. Ahoana no hanombohan-dresaka amin’olona iray mitokana?
25 FEBROARY — 3 MARTSA
Ahoana no
1. Hanombohanao ilay resadresaka?
2. Hanaovanao fanolorana ny zavatra vita an-tsoratra?