FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/91 p. 1
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Hizara Fanasana Isika Manomboka Amin’ny 1 Martsa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fanasana Fahatsiarovana Hozaraina Maneran-tany!
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 3/91 p. 1

Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana

4-10 MARTSA

Foto-dresaka

1. Jereo indray ireo toko sy andininy ampiasaina.

2. Ahoana no fomba hampidiranao ny boky Vaovao tsara hahatonga anao ho sambatra?

11-17 MARTSA

Fanasana ny hafa ho amin’ny Fahatsiarovana

1. Iza no tokony hasaintsika?

2. Ahoana no hahatonga ireo taratasy fanasana hampiasaina amin’ny fomba mandaitra?

18-24 MARTSA

Rehefa manolotra zavatra vita an-tsoratra

1. Inona no antony tsy anolorantsika azy io “maimaimpoana”?

2. Ahoana no amelanao ny tompon-trano hahafantatra fa afaka mandray anjara amin’ny asa fitoriana lehibe atao maneran-tany izy?

25-31 MARTSA

Rehefa mitarika fampianarana Baiboly

1. Inona no antony hampirisihana ireo mpianatra ny Baiboly hanatrika ireo fivoriana?

2. Inona no antony hanasana mpitory hafa mba hiaraka amin’ny tena indraindray?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara