FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/93 p. 7
  • Volana Manokana Iray ho Amin’ny Asa Fitoriana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Volana Manokana Iray ho Amin’ny Asa Fitoriana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Manaova ny Asan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Amin’ny Desambra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Hanao Azy Io Indray ve Isika? — Antso Hafa Iray mba Hisian’ny Mpisava Lalana Mpa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Ny Fanompoan’ny Mpisava Lalana — Natao ho Anao ve Izy Io?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Valin’ireo Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 11/93 p. 7

Volana Manokana Iray ho Amin’ny Asa Fitoriana

1 Moa ve ny volana Desambra mety ho volana manokana ho anao amin’ny asa fitoriana? Mety hilaina ny hanaovana fanamboarana sasantsasany amin’ny fanao mahazatra anao, nefa tsy mendrika an’izany ve ireo valisoa?

2 Ny sasany amin’ireo mpitory tanora vita batisa dia hanana andro tsy fianarana amboniny ary mety haniry ny hiditra ho mpisava lalana mpanampy mandritra io volana io. Endre ny fampaherezana ho azon’izy ireo amin’ny fiarahana miasa amin’ny sasantsasany amin’ireo loholona sy mpikarakara momba ny asa ary mpitory hafa eny am-pitoriana! Raha tsy mamela anao hanao ny asan’ny mpisava lalana mandritra io volana io ny toe-javatra manokana, dia mety aminao ve ny handany ora vitsivitsy amboniny fotsiny amin’ny fanompoana miaraka amin’ireo izay hanao ny asan’ny mpisava lalana? Izany dia azo antoka fa hampahery ny andaniny avy.

3 Raha samy manao ezaka fanampiny ireo mpitory rehetra, dia ho afaka handamina fitoriana miaraka isan’andro ireo loholona mandritra ny vanin-taonan’ny fety, hany ka hanana namana hiara-miasa aminy foana amin’ny asa fitoriana ireo izay afaka manao ny asan’ny mpisava lalana.

4 Izao no fotoana, ho an’ny isam-batan’olona sy ny fitambaran’ny mpianakavy ary eo amin’ny ambaratongan’ny kongregasiona koa, hanaovana fandaharana mba ho volana manokana ho amin’ny asa fitoriana ao amin’ny kongregasionanareo ny volana Desambra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara