FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/94 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 3/94 p. 3

Vaovao Teokratika

Bolivia: Ny sampana dia nanao tatitra ny amin’ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 9 588 tamin’ny Oktobra. Nahatratra tampon’isa vaovao koa ry zareo teo amin’ny fampianarana Baiboly any an-tokantrano, ny fiverenana mitsidika, ny mpitorin’ny kongregasiona, sy ny mpisava lalana maharitra. Nanana antsalany 14 ora ireo mpitorin’ny kongregasiona teo amin’ny asa fanompoana.

India: Tamin’ny Oktobra dia tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 13 217 no tratra. Io no tampon’isa fahatelo nisesy azon-dry zareo.

Lituanie: Ny rapaoro tamin’ny Oktobra dia mampiseho tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 871, izany hoe fitomboana 39 isan-jato mihoatra noho ny tamin’ny Oktobra 1992.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara