FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/99 p. 7
  • Vaovao Teôkratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teôkratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao Teôkratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
km 5/99 p. 7

Vaovao Teôkratika

◼ Albania: Nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 556 namerina tatitra tamin’ny Janoary, ary izany dia mampiseho fitomboana 20 isan-jato, raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa.

◼ Belau: Nisy fitomboana 20 isan-jato, raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa, ny tontalin’isan’ny mpitory 73 tamin’ny Desambra, ary nisy fitomboana 22 isan-jato, raha oharina amin’ny tamin’ny Desambra tamin’ny taon-dasa.

◼ Etazonia: Nisy komitin’ny vonjy rano vaky notendren’ny Fikambanana mba hikarakara ny zavatra simba vokatry ny rivo-doza tany Etazonia atsimo. Voafaoka tamin’izany ny tondra-drano tany Texas sy ny fahasimbana vokatry ny rivo-doza Georges tany amin’ireo Nosy Florida. Talanjona ny manodidina nahita ny fomba nanaovan’ny Fikambanana fandaharana mba hanampiana ireo rahalahy, sy ny fomba nanatanterahana ny asa fanampiana.

◼ Kanada: Nisy mpisava lalana maharitra 460 notendrena tamin’ny 1 Janoary 1999.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara