Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Mey
HERINANDRON’NY 24 MEY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Samoela 13-15
No. 1: 2 Samoela 13:23-33
No. 2: Mety ve ny Mampiasa Sary Masina mba Hanampiana Antsika Hivavaka Amin’Andriamanitra? (rs p. 369 § 5-9)
No. 3: Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Revo Tanteraka Amin’izao Tontolo Izao? (1 Kor. 7: 31)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Gazety Amin’ny Jona. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay raketin’ireo gazety. Mifidiana lahatsoratra roa na telo, ary anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny azo ampiasaina. Ataovy fampisehoana ny fomba azo anolorana an’ilay Tilikambo sy ilay Mifohaza!
20 min: “Nahoana Raha Manao Mpisava Lalana?” Fanontaniana sy valiny.