Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 25 Jolay
HERINANDRON’NY 25 JOLAY
Hira 97 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 7 § 1-8, efajoro p. 53 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 79-86 (10 min.)
No. 1: Salamo 84:1–85:7 (4 min. na latsaka)
No. 2: Hampiray ny Zavaboary Rehetra ao Amin’ny Fivavahana Madio ny Fanjakan’Andriamanitra—rs p. 187 § 1-2 (5 min.)
No. 3: Nahoana ny Demonia Rehetra no Mino fa Misy Andriamanitra?—Jak. 2:19 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Aogositra, ary asio fampisehoana iray.
10 min: Mitory na dia Tsy Salama Aza. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2011 (p. 64, feh. 1-2; p. 69, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
20 min: “Natao ho An’ny Karazan’olona Rehetra ny Gazetintsika.” Fanontaniana sy valiny. Rehefa vita ny fehintsoratra 2, dia resaho mandritra ny iray minitra ny zavatra raketin’ny Mifohaza! Jolay. Avy eo dia asao ny mpanatrika hilaza ny fanontaniana sy andinin-teny azo ampiasaina mba hanolorana an’ilay gazety. Asio fampisehoana hanolorana an’ilay Mifohaza! Hoatr’izay koa atao amin’ny Tilikambo 1 Jolay, aorian’ny fehintsoratra 3.
Hira 134 sy Vavaka