Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Martsa
Nisy tampon’isa vaovao roa tamin’io volana io: Nahatratra 24 236 ny isan’ny mpitory, ary 68 089 ny fampianarana Baiboly. Hita avy amin’izany fa maro no maniry ho lasa mpanompon’ilay Andriamanitra marina. Isaorana ianareo rehetra mazoto mandray anjara amin’ny asan’i Jehovah!