Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 12 Septambra
HERINANDRON’NY 12 SEPTAMBRA
Hira 80 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 9 § 8-18 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 120-134 (10 min.)
No. 1: Salamo 124:1–126:6 (4 min. na latsaka)
No. 2: Hampanjaka ny Fifankatiavana sy ny Fihavanana ny Fanjakan’Andriamanitra—rs p. 190 § 5–p. 191 § 1 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Hananantsika ‘Maso Tsotra’ Foana?—Mat. 6:22, 23 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Iaraho midinika ny “Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana”, eo amin’ny pejy 2. Derao ny fiangonana noho ny fanompoana vitany, satria anisan’ny nahatonga an’ilay tatitra tsara tamin’ny Aprily izany.
10 min: Miezaha Hanohina ny Fo, Fizarana 1. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 258-261, feh. 1). Ataovy fampisehoana ny hevitra iray na roa.
10 min: Tsy Fantatrao Izay ho Vanona. (Mpito. 11:6) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2011 (p. 96, feh. 1-2; p. 113, feh. 2–p. 115, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Sarobidy ny Fanompoantsika.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 22 sy Vavaka