FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/11 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 8/11 p. 8

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Septambra

“Be dia be izao ny fivavahana, ary samy manana ny fomba ivavahany amin’Andriamanitra ny olona. Eken’Andriamanitra daholo ve ny fivavahana rehetra, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Efa nampianatra momba izany i Jesosy.” Omeo an’ilay Tilikambo 1 Aogositra ilay olona, ary vakio sy diniho miaraka aminy ilay fehintsoratra eo ambanin’ny fanontaniana voalohany, eo amin’ny pejy 16. Mamakia andinin-teny iray fara fahakeliny. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba hamaliana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aogositra

“Araka ny hevitrao, tokony hampianarina momba an’Andriamanitra ve ny ankizy dieny mbola kely, sa aleo rehefa lehibe izy vao mifidy izay fivavahana tiany? [Avelao izy hamaly.] Izao no asain’ny Baiboly ataon’ny raim-pianakaviana. [Vakio ny Efesianina 6:4.] Miresaka soso-kevitra manampy ny ray aman-dreny hampianatra ny zanany ity gazety ity.”

Mifohaza! Aogositra

“Mba tiako ho fantatra ny hevitrao momba an’ity andinin-teny ity. [Vakio ny 1 Samoela 16:23.] Hitantsika eo fa tena manan-kery ny mozika. Mety hisy vokany ratsy eo amin’ny olona ve ny hira sasany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Inona no hanampy antsika hifidy mozika tsara, ary ahoana no hanampiantsika ny zanatsika hanao toy izany koa? Miresaka momba izany ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara