Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 21 Novambra
HERINANDRON’NY 21 NOVAMBRA
Hira 53 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 13 § 1-7, efajoro p. 100, 103 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Mpitoriteny 7-12 (10 min.)
No. 1: Mpitoriteny 9:13–10:11 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ny Fitiavana Tsy Mialona—1 Kor. 13:4 (5 min.)
No. 3: Nahoana no Mahakasika ny Tena Kristianina ny Famantarana ny Andro Farany?—rs p. 69 § 2-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny.
15 min: Nisy Vokany Tsara ny Fanenjehana. (Lioka 21:12, 13) Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny Diary 2011 (p. 153, feh. 1; p. 179, feh. 1-2; p. 203-204). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Desambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho vetivety ny zavatra raketin’ireo boky, ary asio fampisehoana iray na roa.
Hira 35 sy Vavaka