Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Septambra
HERINANDRON’NY 3 SEPTAMBRA
Hira 6 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 26 § 1-8, efajoro p. 204 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 39-41 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 40:17-31 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Mety Hahatonga ny Masontsika Hamitaka Antsika?—Gen. 3:2-6 (5 min.)
No. 3: Tsy Te Hanasoa ny Mpiara-belona Aminy ve ny Kristianina Raha Tsy Momba ny Atsy na ny Aroa?—rs p. 403 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Ampisaintsaino ny Olona Itorianao—Fizarana 2. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 253, feh. 3–p. 254, feh. 2) Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray na roa.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Hanolorana Gazety Amin’ny Septambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny 30 segondra na iray minitra hoe nahoana ireo gazety no mety hahaliana ny olona. Ampiasao avy eo ireo matoan-dahatsoratra ao amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, ary asao ny mpanatrika hilaza fanontaniana mahaliana azo apetraka sy andininy azo vakina. Raha ampy ny fotoana, dia mbola asaivo miresaka lahatsoratra iray hafa izy ireo. Ataovy fampisehoana ny fanolorana ny gazety tsirairay.
Hira 34 sy Vavaka