Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Septambra
HERINANDRON’NY 10 SEPTAMBRA
Hira 23 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 26 § 9-15, efajoro p. 208 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 42-45 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 43:13-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Hita ao Amin’ny Soratra Grika Kristianina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny hoe Jehovah?—rs p. 182 § 5–p. 183 § 2 (5 min.)
No. 3: Inona no Tsy Maintsy Ataontsika mba Hahazoana Fanahy Masina? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Mahasoa Antsika Mpitory ny Mianatra Samirery. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 27-32.
10 min: Tsy Hisy Hahomby Izay Fiadiana Amboarina Hamelezana Anao. (Isaia 54:17) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 125, feh. 3–p. 126, feh. 3; p. 181, feh. 2). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Zavatra Mahaliana ny Olona Resahina.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 44 sy Vavaka