FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/13 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 10/13 p. 4

Fomba Fitory Modely

Vaovao Momba Ilay Fanjakana No. 38

“Manao ezaka manokana izahay maneran-tany mba hizara an’ity. Tena zava-dehibe ny zavatra lazainy ao ka intỳ ny anjaranao.”

Fanamarihana: Mba hamitana ny faritany, dia ataovy fohy ny teninao. Mety ho liana anefa ilay olona itoriana ka mety mbola te hiresaka. Anontanio an’ilay fanontaniana eo amin’ny pejy voalohany àry izy, ary vakio avy eo ny valiny omen’ny Baiboly ao anatin’ilay taratasy mivalona. Afaka mandinika ampahany amin’ilay izy koa ianareo, raha mbola misy fotoana. Asehoy azy ny fanontaniana eo amin’ilay hoe “Fanontaniana Hosaintsainina”, ao ambadika, ary manaova fotoana mba handinihana azy io.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Novambra

“Araka ny hevitrao, inona no lainga lehibe indrindra nolazaina momba an’Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa tian’Andriamanitra ho tia sy hatoky azy isika. [Vakio ny Isaia 41:13.] Ho hitanao ato amin’ity gazety ity ny lainga telo momba an’Andriamanitra izay mahatonga ny olona sasany tsy hifandray aminy.”

Mifohaza! Novambra

“Maro no manahy satria mihatsy miraharaha ny fitsipika momba ny fitondran-tena intsony ny olona. Mampanahy anao koa ve izany? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa hiharatsy ny toetran’ny olona sy ny fitondran-tenany. [Vakio ny 2 Timoty 3:1-5.] Resahin’ity gazety ity hoe nahoana isika no afaka matoky fa handray soa raha manaraka ny fitsipiky ny Baiboly momba ny fitondran-tena.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara