Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Desambra
HERINANDRON’NY 23 DESAMBRA
Hira 127 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jl lesona 23-25 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Apokalypsy 7-14 (10 min.)
No. 1: Apokalypsy 9:1-21 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Azontsika Ampisehoana hoe Tia Mandray Vahiny Isika?—Heb. 13:2 (5 min.)
No. 3: Mifankatia Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina, Sady Tena Tafasaraka Amin’izao Tontolo Izao—rs p. 257 § 5–p. 258 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Janoary sy Febroary. Lahateny misy fiaraha-midinika. Asongadino ny zavatra sasany mampiavaka an’ireo bokikely ary asio fampisehoana roa.
20 min: “Manàna Herim-po Hiverenana Mitsidika.” Lahateny. Eo am-pamaranana dia asao ny mpanatrika hilaza izay hevitra hitany fa tena azo ampiharina. Resaho mandritra ny roa na telo minitra avy eo ilay efajoro ao amin’ny pejy faha-6. Ampirisiho ny rehetra hampiditra ny fiverenana mitsidika tsirairay ataon’izy ireo mandritra ny volana rehefa manao tatitra.
Hira 46 sy Vavaka