Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Martsa
HERINANDRON’NY 10 MARTSA
Hira 1 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 4 § 1-9 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 40-42 (10 min.)
No. 1: Genesisy 41:1-16 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Dikan’ny hoe ho Velona Ireo Sisa Amin’ny Maty?—rs p. 245 § 1-4 (5 min.)
No. 3: Niala Tamin’ny Fampianarana Madion’i Kristy—jv p. 37 § 1–p. 41 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana Mamelombelona. Manadinadìna fianakaviana iray. Inona no ataon’izy ireo Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana? Ahoana no amaritan’izy ireo ny zavatra hodinihina? Nahoana no manampy azy ireo eny amin’ny fanompoana ilay fandaharana? Ahoana no ataon’izy ireo mba tsy hanelingelina ny fianarany ny zavatra hafa? Inona no soa raisin’izy ireo avy amin’ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana?
15 min: “Hatsarao ny Fanompoanao: Fomba Amaliana ny Olona Tsy Te Hiresaka.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Milazà zavatra roa na telo lazain’ny olona tsy te hiresaka, ary anontanio ny mpanatrika hoe ahoana no azo amaliana an’ilay olona. Ampahatsiahivo ny mpitory fa ho afaka hitantara ny zavatra hitany teny amin’ny fanompoana izy ireo amin’ny herinandron’ny 7 Aprily.
Hira 97 sy Vavaka