Pejy Faharoa
Inona no Tokony Hianarantsika avy Amin’ny Tantara? 3-11
Mendrika ny hodinihina tokoa ve ny tantara? Inona no azontsika ianarana avy amin’izy io? Misy ilana ny fitantaran’ny Baiboly ve amin’izao andro izao?
Antontan’isa Manaitra Mafy Momba ny SIDA! 14
Olona maherin’ny 34 tapitrisa no mitondra otrikaretina VIH. Inona avy ireo anton-javatra nahatonga azy io hihanaka?
Ny Kininina — Inona Avy no Soa Entiny? 16
Fantaro ny fomba nety ho efa nampiasanao an’io hazo io, izay anisan’ireo avo indrindra eran-tany.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Sary afovoany eo amin’ny fonony: Franklin D. Roosevelt Library
Sary: Brett Eloff