FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g02 8/5 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—2002
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • “Afaka Mivavaka Araka Izay Tiako ve Aho?” 3-11
  • Nahoana no Sarotra Iaraha-monina Ilay Mpiray Efitra Amiko? 16
  • Tsy Nanary Toky Mihitsy Aho na dia Voasedra Mafy Aza 19
  • Afaka Mifankahazo Amin’ny Mpiray Efitra Amiko ve Aho?
    Mifohaza!—2002
  • Ahoana no Ahitako Mpiray Efitra Mifanaraka Amiko?
    Mifohaza!—2002
  • Nahoana no Sarotra Iaraha-monina Ilay Mpiray Efitra Amiko?
    Mifohaza!—2002
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2003
Hijery Hafa
Mifohaza!—2002
g02 8/5 p. 2

Pejy Faharoa

“Afaka Mivavaka Araka Izay Tiako ve Aho?” 3-11

Mihamaro izao ny olona hamaly hoe “eny.” Inona no mahatonga izany? Ary tena hahazo izay ilainao ara-panahy ve ianao raha mampifanaraka ny fivavahanao amin’izay tianao?

Nahoana no Sarotra Iaraha-monina Ilay Mpiray Efitra Amiko? 16

Fahita ankehitriny ny olona miray efitra amin’olon-kafa, ary antony maro no mahatonga izany. Diniho ny olana maro aterak’izany.

Tsy Nanary Toky Mihitsy Aho na dia Voasedra Mafy Aza 19

Nahoana no natakalon’io voafonja mosarena io Baiboly ny anjara sakafony telo andro? Vakio ny tantaran’io olona tafavoaka velona tamin’ny Ady Lehibe II io.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Sampy hindoa: Photograph taken by courtesy of the British Museum

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara