FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • le p. 4-5
  • Iza no namorona anao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Iza no namorona anao?
  • Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!
  • Mitovitovy Aminy
  • Fizarana 3
    Mihainoa An’Andriamanitra
  • Nahoana no maty ny olona?
    Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!
  • Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?
    Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Afaka Maka Lesona avy Amin’ny Mpivady Olombelona Voalohany Isika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
Hijery Hafa
Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!
le p. 4-5

Iza no namorona anao?

1 Nanao ny lanitra sy ny tany Andriamanitra.—Genesisy 1:1

2 Manana anarana Andriamanitra. Jehovah no anarany.—Salamo 83:18

Mipetraka any an-danitra i Jehovah. Fanahy izy. Tsy afaka mahita azy ianao.—Isaia 66:1; Jaona 1:18; 4:24

3 Nanao anjely maro be tany an-danitra i Jehovah Andriamanitra. Fanahy koa izy ireny. Tsara avokoa izy rehetra tany am-boalohany. Taloha, dia naka endrik’olombelona izy ireny indraindray mba hahafahan’ny olona hahita azy.—Hebreo 1:7

4 Nanao ny biby i Jehovah taloha ela be, talohan’ny nanaovany ny olona.—Genesisy 1:25

5 Nanao lehilahy nomena anarana hoe Adama sy ny vadiny nomena anarana hoe Eva koa i Jehovah.—Genesisy 1:27

Napetrak’Andriamanitra tao amin’ny zaridaina iray tsara tarehy, na paradisa, izy ireo. Vady iray monja no nataony ho an’i Adama. Tokony hijanona amin’ny vadiny tokana ny lehilahy.—Genesisy 2:8, 21, 22, 24

6 Zavamananaina ny olombelona.—Genesisy 2:7, fanamarihana ambany pejy

7 Zavamananaina ny biby.—Genesisy 1:24

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara