FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ll hevitra 13 p. 28-29
  • Inona no Tsy Maintsy Atao mba Hampifaliana An’Andriamanitra?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Tsy Maintsy Atao mba Hampifaliana An’Andriamanitra?
  • Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Manao Ratsy ny Naman’Andriamanitra
    Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
  • Handringana indray ny olona ratsy ve Andriamanitra?
    Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!
  • Inona no tokony hataonao?
    Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!
  • Fanao Halan’Andriamanitra
    Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
Hijery Hafa
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
ll hevitra 13 p. 28-29

Fizarana 13

Inona no Tsy Maintsy Atao mba Hampifaliana An’Andriamanitra?

Halaviro ny ratsy. 1 Korintianina 6:9, 10

Zavatra halan’Andriamanitra: Mangalatra, mamo, mampiasa zava-mahadomelina, miady aman’olona, ary manompo sampy

Tsy hanao zavatra halan’i Jehovah isika raha tia azy.

Tsy tian’i Jehovah hangalatra isika, na ho mamo, na hampiasa zava-mahadomelina.

Halan’Andriamanitra ny famonoana olona sy ny fanalana zaza ary ny firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy. Tsy tiany hanana faniriana tsy mety afa-po koa isika na hiady amin’olona.

Tsy tokony hanompo sampy na hifandray amin’ny fanahy ratsy isika.

Tsy hisy olona manao ratsy ao amin’ilay Paradisa an-tany ho avy.

  • Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny herin’ny maizina? —Deoteronomia 18:10-12.

  • Nahoana isika no tsy tokony hanompo sampy? —Isaia 44:15-20.

Manaova ny tsara. Matio 7:12

Zavatra tian’Andriamanitra: Tia olona, tia manao ny marina, ary tia mamela heloka

Tsy maintsy miezaka manahaka an’Andriamanitra isika raha te hampifaly azy.

Tiavo ny olona ka miezaha ho tsara fanahy sy ho tia manome.

Manaova ny marina.

Aoka ianao hamindra fo sy hamela heloka.

Vavolombelon’i Jehovah roa mitory amin’ny lehilahy iray

Miresaha momba an’i Jehovah sy ny toetrany. —Isaia 43:10.

  • Tahafo i Jehovah. —1 Petera 1:14-16.

  • Manehoa fitiavana. —1 Jaona 4:7, 8, 11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara